Dogs occupying grassy habitat near protected areas in eastern Madagascar rely on foods from forests

L'identification de la place des animaux introduits dans la chaine alimentaire les uns par rapport aux autres et aux espèces endémiques est essentielle pour la planification de la conservation de la biodiversité. En utilisant une étude multiproxy sur les excréments de chiens de l'est de Ma...

Ausführliche Beschreibung

Gespeichert in:
Bibliographische Detailangaben
Veröffentlicht in:Plants, people, planet people, planet, 2023-11, Vol.5 (6), p.859-868
Hauptverfasser: Hixon, Sean W., Neelin, Mikhaela, Chan, Stephanie, Mayo, Dominic, Filla, Caitlynn, Farris, Zach J., deFrance, Susan, Krigbaum, John, Valenta, Kim
Format: Artikel
Sprache:eng
Online-Zugang:Volltext
Tags: Tag hinzufügen
Keine Tags, Fügen Sie den ersten Tag hinzu!
Beschreibung
Zusammenfassung:L'identification de la place des animaux introduits dans la chaine alimentaire les uns par rapport aux autres et aux espèces endémiques est essentielle pour la planification de la conservation de la biodiversité. En utilisant une étude multiproxy sur les excréments de chiens de l'est de Madagascar, nous en déduisons que même les chiens qui passent du temps dans les prairies dérivées mangent généralement des aliments dérivés de la forêt. Quel que soit le temps que les chiens passent dans la forêt défrichée, leurs impacts sont probablement concentrés sur les proies vivant dans la forêt. Si la majeure partie de l'alimentation des chiens dans les forêts provient d'animaux endémiques menacés (et non d'autres animaux introduits tels que les rats), l'exclusion des chiens des forêts protégées devrait être une priorité. Ny fahalalana manokana mahakasika ny anjara toerana sy fifampiakinany ireo biby samy tsy zanatany sy ireo zanatany eo amin'ny famatsiana sakafo dia tena zava‐dehibe tokoa eo amin'ny fahafahana miaro sy mametraka drafitra ho fiarovana azy ireo sy ny tontolo manodidina azy. Ny fampiasana ny atotam‐pahalalana sy hevitra mahakasika tain'alika any amin'ny ilany atsinanan'i nosy Madagasika, dia ahafahana milaza fa na dia ny alika izay monina eny aminy toerana tsy misy ala aza dia mihinana sakafo vokatra mivatana na akolana avy aminy ala. Na dia eo azy ny fotoana lanin'ny alika (mikarenjy) eny amin'ny toerana tsy misy ala. Ny trindry dia vinavinaina fa mianjerana amin'ny ireo biby fihaza miankina sy miaina ao anaty ala Raha mifototra aminy biby zanatany izay efa ho lany tamingana monina ao anaty ala mantsy ny ankamaroan'ny sakafon'alika, fa tsy amin'ireo biby tsy zanatany natsofoka teo aminy nosy toy ny voalavo, noho izany dia tena laharam‐pahamehana ary tsy azo iodivirana ny fanalana tanteraka ny alika aminy ireny ala voaharo ireny.
ISSN:2572-2611
2572-2611
DOI:10.1002/ppp3.10319